Logo entrepreneuriat.mg Fandraharahanaentrepreneuriat.mg

Fandraharahana › Ara-dalàna › Sarany

Hakajy ny sarany hananganana ny orinasanao

Fanontaniana iray ihany eo amin'ny efijery iray, valiny miova avy hatrany: ny acompte, ny RCS sy ny carte statistique, ny fisoratana ny statuts sy ny bail. Azonao atao koa ny mampitaha ny forme juridique sy ny sata ara-ketra (IS na IR).

Tarehimarika nampitahaina tamin'ny simulateur ofisialy an'ny EDBM (orinasa.edbm.mg) tamin'ny 20 oktobra 2026. Ity fitaovana ity dia tsy an'ny EDBM; tombanana fotsiny izy.

Ny tetikasanao

Feno ny saha rehetra; ho azonao avy hatrany ny valiny eo akaikiny.

Sata ara-ketra
Mamaritra ny acompte aloa rehefa manomboka ny asa.
Voatonona ao amin'ny statuts ve ny gérant?
Miaraka amin'ny charges.
Ilay ttompon'ny trano (siège social)
Iza no manao ny fombafomba?
Tombanana ny sarany rehetra
—

Hamaky ny tsipika isaky ny tsipika
Ampidiro ao amin'ny Kajy ↗

Hamarino: tsy ao anatin'ity ny sarany ivelan'ny EDBM (notaire, fampahafantarana ara-dalàna, mpandraharaha na mpisolovava, banky, sns.). Mety miova ny sarany ofisialy; jereo foana ny simulateur an'ny EDBM alohan'ny handoavana.

Fampitahana

Forme juridique iza no lafo kokoa na mora kokoa?

Ny valin'ny fanontanianao ihany no ampiasaina eto, fa ny forme juridique ihany no miova. Ny totalin'ny sarany fananganana ihany no jerena: tsy ao ny fitantanana isan-taona, ny hetra aorian'ny fananganana, na ny mety ho tombontsoa na fetra ara-dalàna isaky ny forme (andraikitra, fitondrana, fidirana amin'ny famatsiam-bola).

Forme juridiqueTotal (Ar)

IS na IR?

Hampihena ny sarany

Toro-hevitra mifototra amin'ny tarehimarika

Ireto manaraka ireto dia vokatry ny fomba fikajiana, tsy torohevitra ara-dalàna: fantaro aloha izay mety hiova rehefa miova ny capital, ny bail na ny forme.

    Fanamarinana

    Nampitahaina tamin'ny simulateur an'ny EDBM

    Tamin'ny 20 oktobra 2026, nataonay tao amin'ny simulateur ofisialy ireto tranga ireto ary nampitahaina tamin'ny kajy eto. Ny fahasamihafana dia aseho mena.

    Jereo ny tranga voamarina ()
    TrangaEDBMEto