Kajy ho an'ny mpandraharaha
Fanampiana amin'ny fanapahan-kevitra ara-bola, manomboka amin'ny vola ilaina anombohana ka hatramin'ny vinavina 3 taona: vidiny, teboka fahazoan-tombony, vola kirakira, karama, trosa, fampiakarana vola, vola vahiny ary volamena. Tsy mila kaonty, ary tsy misy tahirin-kevitra alefa any amin'ny mpizara: ao amin'ny findainao ihany ny kajy rehetra.
Famerenam-bola indramina
Fantaro ny vola haverina isam-bolana rehefa mindrana vola amin'ny banky na ny mikrofinansa, ary ny totalin'ny zanabola haloanao.
- Isan'ny volana
- —
- Totalin'ny averina
- —
- Zanabola rehetra
- —
- Vidiny fanampiny / vola indramina
- —
- Saran'ny dossier + fiantohana
- —
- Lany rehetra (zanabola + saran'ny dossier + fiantohana)
- —
- Tena lanin'ny trosa isan-taona (TAEG)
- —
Vola ilaina anombohana sy famatsiam-bola
- Ataovy lisitra izay rehetra tsy maintsy novidiana na nandoavana mba hanombohan'ny orinasa: fenoy izay miloko mavo
- Fenoy ny tabilaon'ny vola kirakira (12 volana voalohany) etsy ambany mba ahafahana mameno ny vola kirakira volohany etsy amin'ny lisitra etsy ambony
Ny ilaina
Ny loharanon-bola
- Totalin'ny ilaina
- —
- Totalin'ny loharano
- —
- Anjaran'ny vola avy amin'ny tena (loharano voalohany)
- —
Tabilaon'ny vola kirakira (12 volana voalohany)
Fenoy ny vola miditra sy mivoaka isam-bolana mandritra ny 12 volana voalohany. Ny « entina manomboka » dia tsy azo ovaina: vokatry ny kajy izy, dia ny vola tokony ho eo am-piandohana mba tsy ho latsaky ny aotra ny ambim-bola na oviana na oviana. Izy no mameno ho azy ny andalana « Vola kirakira voalohany (trésorerie) » eo amin'ny lisitry ny ilaina. Tsy mifandray amin'ny tabilao ao amin'ny tabilao « Vola kirakira taona voalohany » ity.
Ny « vola kirakira voalohany » dia avy ho azy avy amin'ny tabilao etsy ambony (ny « entina manomboka » voakajy ao amin'ny tabilao).
Fampiakarana renivolan'ny orinasa (entrée de nouveaux actionnaires)
Jereo ny anjara ho azon'ny mpampiasa vola, ny vidin'ny orinasa aorian'ny fampidirana vola ary ny fihenan'ny anjaran'ny mpanorina (dilution).
- Vidin'ny orinasa aorian'ny fampidirana (post-money)
- —
- Fihenan'ny anjaran'ny tompon'anjara taloha
- —
Kajy tsotra ho an'ny dingana iray ihany. Ny fifanarahana ara-dalàna (pacte d'actionnaires, bons de souscription, ESOP…) dia mila mpanolo-tsaina manam-pahaizana.
Vidy ivarotana sy masonkarena
Aza mandika fahatany ny vidy ivarotan'ny mpifaninana: fantaro aloha ny masonkarenanao (prix de revient), avy eo ampio ny tombony tianao sy ny hetra amin'ny sanda nampiana (TVA).
- Fandaniana mivantana
- —
- Anjaran'ny vokatra 1 @ fandanian'ny orinasa
- —
- Masonkarena (prix de revient)
- —
- Vidy ivarotana HT (tsy misy hetra)
- —
- TVA
- —
- Tombony isaky ny vokatra (HT)
- —
Fanovana HT ⇄ TTC haingana
Fetra tsy maha-matiantoka (seuil de rentabilité)
Firy ny tokony amidiko isam-bolana mba tsy haha-fatiantoka ahy? Ampidiro ny fandanian'ny orinasa tsy miovaova isam-bolana, ny vidy ivarotana ary ny fandaniana miovaova isaky ny vokatra.
- Tombony isaky ny vokatra (marge sur coût variable)
- —
- Tahan'ny tombony
- —
- Vola maty (CA) isam-bolana
- —
- Vokatra isan'andro (26 andro asa)
- —
- Taha fahamalinana
- —
Sary
Tombony isaky ny mpanjifa (CAC, LTV)
Firy ny lany mba hahazoana mpanjifa iray, ary firy ny tombony azo aminy mandritra ny fotoana rehetra? Ny tena tsara dia telo avo heny amin'ny vola lany azahoana ny mpanjifa no tokony ho tombony azo avy aminy fara-fahakeliny
- Faharetan'ny mpanjifa antonony
- —
- Tombony azo amin'ny mpanjifa iray (LTV)
- —
- LTV ÷ CAC
- —
- Fotoana hamerenana ny CAC
- —
- CAC: Customer Acquisition Cost (vola lany mba ahazoana mpanjifa iray)
- LTV: Lifetime Value (tombony azo amin'ny mpanjifa iray)
- ARPU: Average Revenue Per User (vola miditra isaky ny mpanjifa mandritra ny fe-potoana)
Torolalana mahazatra ihany ny « 3 »: miankina amin'ny sehatra. Raha 0 ny fialàn'ny mpanjifa, tsy voafetra ny LTV.
BFR - vola ilaina hamatsiana ny fizotrin'ny asa
Fanontaniana mipetraka: firy ny vola ilaina entina miatrika ny fandoavana ny volan'ny mpamatsy (fournisseur), na dia tsy ho aloa eo no ho eo aza fa afaka andro vitsivitsy, sy ny fahataran'ny fandoavan'ny mpanjifa (client) ny vidin'entana nalainy
- Trosan'ny mpanjifa
- —
- Tahiry
- —
- Trosa tokony haloa amin'ny mpamatsy
- —
- Elanelana (andro) eo anelanelan'ny fandoavana sy ny fidirana vola
- —
BFR = trosa avy amin'ny mpanjifa + tahiry − trosa amin'ny mpamatsy (volana = 30 andro).
Vinavina 3 taona (compte de résultat prévisionnel)
Vinavinao ny vola maty, ny lany ary ny tombony ho an'ny telo taona. Ampidiro ny tarehimarika taona voalohany sy ny fitomboana tianao.
- Tahan'ny tombony afaka haba sy hetra taona 3
- —
- Tombony afaka haba sy hetra mitambatra (3 taona)
- —
Torolalana fotsiny: ny tahan'ny hetra dia tombana (jereo ny Code des impôts ankehitriny sy ny mpandrindra ny hetra, DGI) ary tsy mandalo ny fandoavana farafaharatsiny afa-tsy amin'ny IR.
Karama: brut, net ary lanin'ny mpampiasa
Fantaro ny karama net azon'ny mpiasa sy ny tena lanin'ny orinasa rehefa mandray mpiasa: IRSA, CNaPS, fiantohana ara-pahasalamana (OSTIE) ary FMFP.
- Karama brut
- —
- CNaPS (mpiasa)
- —
- OSTIE (mpiasa)
- —
- Fototry ny IRSA
- —
- IRSA
- —
- Karama net
- —
- CNaPS (mpampiasa)
- —
- OSTIE (mpampiasa)
- —
- FMFP (mpampiasa)
- —
- Lanin'ny mpampiasa rehetra
- —
Vola kirakira taona voalohany
Fenoy ny vola miditra sy mivoaka isam-bolana mandritra ny 12 volana voalohany: ny kajy no milaza ny vola tokony hotomanina mialoha mba tsy ho lany ny trésorerie.
- Ny efajoro mavo ihany no fenoina. Azonao ovaina ny lohateny, ny anaran'ny volana ary ny anaran'ny andalana; ny ✕ eo anoloan'ny andalana dia mamafa azy (miova ho azy ny kajy).
- Ny ambim-bola miiba (solde négatif, miloko mena) dia midika fa tsy ampy ny vola: ampitomboy ny « entina manomboka » amin'ny volana 1.
- Ny fampiasam-bola amin'ny fitaovana sy trano (investissement) dia tsy ampidirina eto.
- Taona voalohany ihany: tsy tokony hivinavina mihoatra ny herintaona.
- Entina manomboka (volana 1)
- —
- Vola anombohana ilaina rehetra
- —
- Ambim-bola ambany indrindra
- —
Voatahiry ao amin'ny navigatera ianao ihany ny tarehimarika (tsy mivoaka any ivelany). Raha hanova solosaina na findaina, alaina ho CSV.
Vola vahiny
Ovay ny vola eo anelanelan'ny Ariary sy ny vola vahiny lehibe. Tombana ihany ny tahan'ny fiovam-bola: ny banky na ny Banky Foibe no manome ny tena taha ampiasaina amin'ny fifanarahana.
- —
- —
- —
- —
Taha ampiasaina (1 vola vahiny = … Ariary) — azo ovaina
Ny taha dia alaina amin'ny ExchangeRate-API rehefa misy tambajotra, ary tehirizina ao amin'ny findainao ho an'ny hoavy. Raha tsy mandeha ny fakana azy, fenoy amin'ny tanana ny taha.
Vidin'ny volamena
Jereo ny vidin'ny volamena eran-tany amin'ny Ariary, avy eo kajio ny vidin'ny gramanao.
- Amin'ny Ariary
- —
1 once troy (oz) = 31,1035 g (prix au gramme = prix de l'once ÷ 31,1).
Vidin'ny eran-tany (prix de référence mondiale, an'ny LBMA — London Bullion Market Association) amin'ny dolara, avy eo avadika ho Ariary. Vidiny tombana ihany.
- Vidin'ny volamena nosoratanao
- —
Vidiny teorika ihany: ny mpividy sy ny mpanao firavaka dia mitaky ambaratonga ary saran'ny asa.
Tahiry fampitaovana (amortissement)
Ny fitaovanao (milina, fiara, solosaina…) dia mihena ny lanjany isan-taona. Ny tahiry (amortissement) no ampahany atokana isan-taona hanoloana azy rehefa lany.
- Isam-bolana
- —
- Tahan'ny fihenana isan-taona
- —