Sélectionner une page

 

Misaotra anao manao an'ity fanadihadiana (auto-diagnostic) ity. 

 

Tanjona:

  • Ny hamantaranao raha efa tena vonona tokoa ianao hanomboka fandraharahana;
  • Ny afahafanao mandini-tena hoe aiza ho aiza ianao izao, inona no vita sy tokony mbola atao.

 

Fanazavana:

  • Tsy fitsapam-pahaizana akory izy ity ka noho izany tsy misy ny valim-panontaniana diso sy marina;
  • Manainga anao hamaly ny fanontaniana ankitsim-po mba tsy hahadiso ny valiny;
  • Mila 5 minitra eo ho eo na mihoatra ny fanaovana ity fanadihadiana ity;
  • Tsy nalahatra ny fanontaniana fa navadibadika mba tsy hisy fiantraikany amin'ny valiny mety hapetrakao.

 

Valiny:

  • Any amin'ny faran'ny fanontaniana no azonao ny valiny;
  • 100 no isa ambony indrindra mety ho azo;
  • Ny isa kely dia midika fa mbola tsy vonona ianao ny hanomboka ny fandraharahana;
  • Ny iza lehibe manakaiky ny 100 dia midika fa efa tena vonona ianao hanomboka ny fandraharahana.

 

 


Misaotra anao nahatontosa hatramin'ny farany ity fanadihadiana ity!



Email
error: oops !