Sélectionner une page

 

Fiaraha-miasa

Ny fandraharahana?

antoky ny fampandrosoana ny firenena.

Ndeha hiara-hientana …
hampandroso ny fandraharahana

 

 

Izahay eto amin’ny entrepreneuriat.mg dia manana tanjona ny hampiroborobo ny Fandraharahana Malagasy ka ny hahamaro ny Orinasa Malagasy miroborobo no kendrena amin’izany. Vonona ny hiara-miasa amin’izay rehetra mivoy izany fomba fijery izany izahay.

entrepreneuriat.mg

Fandraharahana malagasy miroborobo no tanjontsika !
error: oops !