Sélectionner une page

 

Horonantsary mikasika ireo
mpandraharaha miavaka

Hamaky boky!

Asainay ianao hamaky boky mahakasika ny fandraharahana.

Tantara : mpandraharaha niavaka

  • Ireto rakintsary ireto dia natao ho môdely ho fianarana fandraharahana sy hanome haingam-panahy ireo izay mianatra fandraharahana.
  • Isaorana manokana ireo namokatra ny rakintsary izay nametraka izany ho azo jerena sy aparitaka @ YouTube (2424.mg, Profily, OIF, JPM, Yvan Fabius…).
  • Hatreo izahay dia mbola tsy mamokatra rakintsary mivantana fa mieritreritra kosa ny hanao an’izany aoriana kely.

entrepreneuriat.mg

Fandraharahana malagasy miroborobo no tanjontsika !
error: oops !