Sélectionner une page

 

Fitantanana ny mpiasa

Fitaovana!

Raha hijery fitaovana hafa azo ampiasaina ianao dia tsindrio ny bokotra eo ambany.

  • Ny olona no loharano ambony vidy indrindra anatin’ny orinasa. Raha tsy misy azy tsy misy afaka manatanteraka ny asa. « Tsiary misy harena hafa-tsy ny olona » hoy ny teny filamatry ny faritra iray izay.
  • Ny biby tsy misy lohany tsy mandeha. Anjaranao no mametraka ny rafitra sy ny antanantohatra ary ny anjara andraikitry ny tsirairay.
  • Ny mpiasa mazoto dia vidian-dafo. Anjaranao no manao izay hampazoto ny mpiasa. Tsy voatery ho vola no mampazoto fa na dia fankasitrahana am-bava fotsiny aza.
  • Anatin’ny rafitra rehetra dia samy manana ny toe-tsainy ny olona : ao ireo mpanatanteraka baiko sy mpanara-dalàna, misy ireo manana toetra natao hitantana sy hibaiko mihitsy, misy ireo izay tsy te ho voafetran’ny lalàna ary te hanavao foana izay efa misy. Anjaranao no mametraka ny olona amin’ny toerana sahaza ho azy.
  • Ny mpiasa vaovao dia misy fomba tokony andraisanao azy hanampy azy hiditra anatin’ny fiaraha-monina ao am-piasana ka hahatamàna azy sy afahafany manome ny traikefany sy ny fahaiza-manaony ary ny herim-pony ho an’ny orinasa.
  • Misy ny lalanan’ny asa izay tokony arahinao mpitantana sy mpandraharaha araka ny tokony ho izy.
NY RAFITRA

 

 

 

NY FANARAHANA NY VOALAZAN'NY LALANA
NY FAMPIDIRANA MPIASA VAOVAO

 

 

 

NY FAHAZOTOAN'NY MPIASA

 

 

 

NY FITANTANANA EKIPA
NY FITANTANANA NY HO AVIN'NY MPIASA
NY FAHAIZAMANAO SY NY FAMPIOFANANA
NY FITAZONANA AN-TSORATRA

 

 

 

error: oops !